You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika an'i A.M.Z.Z

Momba an'i A.M.Z.Z | Hametraka hevitra

1. Nampiditra : Johnson Ravelojaona
21/11/2002 20:28:02

A.M.Z.Z
Antoko Mpihira Zanak'i Ziona

Ny AMZZ dia sampana mpihira ao amin'ny STK FJKM Isoavimasoandro.
Misy mpikambana eo amin'ny 120 eo ho eo.
Ary efa nankalaza ny faha 90taonany.
Ny AMZZ dia Mitory ny filazan-tsara an-kira ary miara miasa amin'ny mpanakanto hafa amin'ny fanatanterahana izany.

Adiresy.: FJKM Isoavimasoandro Fihavaozana

Mpitarika.: Atoa RAMAROSON Andrianiaina
Atoa RAKOTOZANANY Charles

Hametraka hevitra

Midira aloha