Hevitra mikasika an'i Clo Mahajanga
Momba an'i Clo Mahajanga | Hametraka hevitra

23/07/2007 13:05:59
Mba tsy hanadinoana an'i Clo Mahajanga na dia maty aza izy dia ireo misy tonokira maromaro nampidiriko ato mba zaraina amin'ireo zay mety ho mpankafy azy.

23/07/2007 10:18:23
Dia malahelo tokoa amin'izao nahafaty an'i Clo Mahajanga izao. Zaho tena anisan'ireo mpankafy.

14/09/2006 08:39:44
Manao ahoana daholo, Salama iaby e! Mbôla tsara! Akory le!
Moa misy manana ny tononkira I ABAN'I ROKIA ve ianareo? Mba mangataka e!
Veloma daholo.

14/09/2006 08:39:28
Manao ahoana daholo, Salama iaby e! Mbôla tsara! Akory le!
Moa misy manana ny tononkira I ABAN'I ROKIA ve ianareo? Mba mangataka e!
Veloma daholo.

23/07/2006 18:59:33
Mahafinaritra no mahamanina ny tanàna no mahita ny hiran'i Clos mahajanga, gasy ka manja.PS:moa misy manana ny tonkira hoe:"i aban'i Rokia" ve hianareo? misaotra mialoha. Tena tsara ny mahita tononkira toy izao fa, ataoko ho tsaratsara kokoa angaha raha toa ka sady afaka mamaky no mihira ny tena, ohatran'ny hoe "karaoke" izany e! Merci Clo