You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika an'i Ivoara

Momba an'i Ivoara | Hametraka hevitra

4. Nampiditra : dafytahiana
20/09/2014 11:29:06

amin'izao ry zalahy mbola hita ihany fa taloha ireny hita foana !

3. Nampiditra : risy
14/01/2006 06:42:30

sandoka io risy io e zah no tena risy

2. Nampiditra : risy
07/01/2006 08:31:41

indrindra fa le hira vaovao masaka be iny tena ankafizin'ny bandy eh!
sady ny andry zareo reto mantsy ny hira amin'ny teny gasy madio tsara daholo

1. Nampiditra : risy
07/01/2006 08:28:15

mba asio tononkira kosa ry zareo eto ho an'izay mahay fa ny hiran'dry zalahy reto anie ka M daholo e!

Hametraka hevitra

Midira aloha