You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika an'i Lucien Randrianina

Momba an'i Lucien Randrianina | Hametraka hevitra

4. Nampiditra : mamylalaina
10/05/2012 08:09:55

Mba mangataka ny tonon'ny hiran'i Lucien hoe "Omeo finoana aho Ray ô!"

3. Nampiditra : mozart
28/07/2008 17:27:21

mba mangataka ilay hira hoe 'tena namana '

2. Nampiditra : ledada
28/12/2006 09:23:09

Diso izany fa Randrianinandrasana no tena marina, izay nafohezina hoe "randrianina"...
rehefa miakatra studio radio izy fahiny dia ny nanaovana komonio 1° azy hono no tena fahatsiarovana tsara indrindra teo @ fiainany....nandeha irery teo @ lafiny kanto, dia nanagana ny toko3 , d ts re intsony tato ho ato...

1. Nampiditra :
17/10/2002 18:35:05

Lucien Randrianina no tena anarany ,isan'ny mpikambana tao amin'ny tarika REBIKA ;tamin'ny taona 1989 ka madram-pialany tao anatin'ny tarika .Nandeha irery avy eo ,ary namoaka cassette telo(3).Mpikambana ao tarika TOKO TELO izy amin'izao fotoana izao .Ny hira tiany indrindra dia "FOIKO" ao anatin'ilay antontan-kira navoakany voalohany .

Hametraka hevitra

Midira aloha