You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika an'i Rija Oelijaona

Momba an'i Rija Oelijaona | Hametraka hevitra

3. Nampiditra : hery8
06/11/2015 02:59:24

Tena tononkira malagasy mahafinaritra , tsy mba miteniteny foana tsara alaina tahaka , ankafiziko io an

2. Nampiditra : vakiniadiana
17/08/2006 07:20:14

Mahatsiaro ny taloha aho mamaky ireto tononkira ireto, mahatsiaro ny dadafarako nihira t@ gitara ilay Veloma ianao io, sy ny vacances tany Mahajanga taloha @ ilay Namako ianao

1. Nampiditra : gasy72
04/02/2006 18:37:14

Ataoko fa raha tononkira miteny tsy misy mihoatra an'io hiran'i rija oelijaona io.Tsaroako izaho nandefa an'io tononkira io hanaovam-belona ilay sipako iray izay rehefa hisaraka izahay.Saika namono tena mihitsy rasipa .

Hametraka hevitra

Midira aloha