You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika an'i BUDDHA EL TAGA

Momba an'i BUDDHA EL TAGA | Hametraka hevitra

1. Nampiditra : notsy
13/08/2019 09:00:20

#Taga
Sosokevitra
Sao mba afaka atao ny miresaka @ minisitera na ny Cisco dia atao lahatsohatra @ fanadinana Baccalauréat io "Tsy hifampitody damosina "io
Alefa ihany aloha ny fangatahana
Sa tsy azo atao ? Io manko misy resaka "Tody " izay fandaharampotoanan'ny classe Terminal

Hametraka hevitra

Midira aloha