You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika an'i Môta

Momba an'i Môta | Hametraka hevitra

2. Nampiditra : ikalamako
30/12/2015 16:50:55

natolotrao tatsy amin'ny soundcloud volana maromaro lasa izay ;) dia noraisinay tamim-pitiavana dia nadika sy notohizana nozaraina tamim-pitiavana. Misaotra indrindra. Hay an'i Ny Avana izy io. Mankasitraka o.

1. Nampiditra : motasoa
30/12/2015 14:17:19

misaotra anao nandany fotoana nandiaka an'ireo :-)
((Hiran'ny Fanantenana dia tononkalon'i Ny Avana Ramanantoanina ))

Hametraka hevitra

Midira aloha