You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika an'i Belahy

Momba an'i Belahy | Hametraka hevitra

5. Nampiditra : blahblah
27/08/2011 16:17:27

mba avoahay indray ila hiranareo taloha be ireny, talohan'ny album Asa ihany!!

4. Nampiditra : Talboty
12/09/2010 04:26:02

Manaja anao ra-Belahy !,Tena revenayB les le vazo oe POLITIKA iny fa ra mba azo atao D mba alefaso sms @ty num ty le tonokira miaraka @ ny feony a!.Ty le num 0337311312.
OK les ra-Belahy a !!!!.

3. Nampiditra : gimini
10/06/2009 13:43:11

mankasitraka an'i Belahy fa tena manantsaina izy mahaforona ireny karazana tononkira ireny ee, misaotra BELAHY aa

2. Nampiditra : 4mimananelatra
20/05/2006 16:31:12

mahay mampiady rima tokoa ilay mpanakanto ity ary milàza ny olana mianjady ny mpiray tanindrazana @ ankapobeny

1. Nampiditra : bamaly
06/06/2002 06:45:20

mihira toan'i jeneraly ny tono-kira .ampio tono-kiran'i jeneraly koa azafady , fa samy revinay daholo izy roa ireo e! MISAOTRA BETSAKA TOMPOKO O !

Hametraka hevitra

Midira aloha