You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika an'i LOIC

Momba an'i LOIC | Hametraka hevitra

1. Nampiditra : MyYan16
30/01/2013 04:37:09

Vao tafahaona t@ Loic aho teny talatamaty dia nanontany azy ny programany, izao no navaliny hoe: mbola tsy misy pro aloha zao dieny zao fa mandeha moramora ny mozika . Misy zavatra efa nomaniko ho an'ny Malagasy rehetra ato ho ato , ary dia ahazo ny anjarany avokoa ny sarangan'olona rehetra . Merci hoy izy sady lasa izy nandeha tamin'ilay moto mena kely iny. Fiafy.

Hametraka hevitra

Midira aloha