You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika an'i Y-ZIT

Momba an'i Y-ZIT | Hametraka hevitra

6. Nampiditra : fredkwel
02/07/2016 06:35:22

Y'zit ngamb uz ah n kintan'ny rnb malagasy.

5. Nampiditra : rurale
12/06/2009 13:05:52

Za alou mbĂ´ te hanontany oe tena zvt iainan'i Y-ZIT ve le "fo mijaly"? sa mba aingam-panahy sendra lasa fotsiny

4. Nampiditra : mcboy
27/04/2009 15:42:54

za mikiff b
hajatiana.skyrock.com

3. Nampiditra : RYAN622
31/03/2009 15:20:34

inona daholo kay loha teny le hiran'i Y zit @ teny gasy vaovao ireny, milay be daholo.

2. Nampiditra : naina3
20/11/2008 15:44:03

toy izay ihany koa ,mahafinaritra rehefa misy malagasy tafa aotr'ireny tsy manadino ny maha gasy dia mlay fa tohizo e!

1. Nampiditra : YASHN
03/11/2008 10:23:26

Tena mpakafy azy aho, na izy mbola Tragedie na izy mandeha irery izao, ary mamporisika azy hanohy hatramin'ny farany fa izy no tena reharehantsika malagasy eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena

Hametraka hevitra

Midira aloha