You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika ny hira [ madame fanja ]

Momba ny hira [ madame fanja ] | Hametraka hevitra

2. Nampiditra : ketta
09/11/2015 10:01:51

Sao mba misy mahalala ny tonon'ilay hiran'Ifanihy, misy ny hoe " Fa ny anao ny zava-tsoa, tsy mba foinao hampiasaina, fa iandrasana andro iray, nefa raha ianao anie dia efa tsy fampiseho vahoaka, mbola iandrasana andro iray, andro iray...... ho entinao any amin'ny elo "

hira mitantara ny olona iray zay tena kahidy izy io.

Marihina fa hira niarakaraka tamin'ny Mme Fanja ihany izy io.
2008-2009 teo no nandrenesako azy io voalohany

Misaotra รด

1. Nampiditra : dahfara
18/12/2014 17:56:39

milay kosa io vazo io an !!!
ifanihy tena mbola hafa raha vazo miteny. ! !

Hametraka hevitra

Midira aloha