You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika ny hira [ Tsy foeko ]

Momba ny hira [ Tsy foeko ] | Hametraka hevitra

2. Nampiditra : efamira
09/07/2015 16:53:34

Salama,
Tononkira mitory fitiavana io. Ireto misy dikan-teny vitsivitsy, afaka manitsy koa ny hafa:
Tsy foeko: tsy foiko
foeky: foana
Fofok'aigny: fofon'aina
Antsorita: Sintomy, ento manaraka anao.
Amberiny: Heveriny
Nagnadigna: Nanadino
Isan'andrra: Isan'andro
Magnamia: Manome
Misitrisitriky: Miafinafina
Miaigny: Maina
Mivolagna: Miteny
Mikaiky: Miantso
Jerinaka: Saiko
Mitandregny: Mihaino
...

1. Nampiditra : nina5
11/12/2014 05:53:22

bjr... tena tsara le hira fa tsy dia azoko loatra ny tiany ambara, ka mba mangataka fanazava ra mba azo atao sy afaka manome ny votoatin'ilay tononkira. ireto koa misy teny tsy azoko ra misy afaka manazava: foeky, Fofok’aigny, Rikiagna fiaignako, Antsorita, misaotra mialoha ho an'izay hamaly fa tena tiako le hira dia tiko ho fantatra b ny dikany.

Hametraka hevitra

Midira aloha