You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika ny hira [ Tsy mbola tena tia ]

Momba ny hira [ Tsy mbola tena tia ] | Hametraka hevitra

1. Nampiditra : azteca
27/01/2020 10:04:23

Dadavy zany no tena tompon'ity hira ity sa Nonot Robel e?
fanina ny tenanay!
..
fa na izany na tsy izany, tsara ilay hira,
mbola tena tsara koa ny nihiran'i Dadavy azy!
Mankasitraka e!

Hametraka hevitra

Midira aloha