You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika ny hira [ Mifankatiava ihany ]

Momba ny hira [ Mifankatiava ihany ] | Hametraka hevitra

2. Nampiditra : sylvoalias
12/05/2022 12:22:04

mba tsy harahin-tsento...
fa ny nenina tokoa lahy tsy aloha hananatra fa afara kosa handatsa...
hoy ny Ntaolo

1. Nampiditra : sylvoalias
09/05/2022 17:36:20

Andeha re mba hifamela mba tsy harahin-tsento
Naka Rabemanantsoa

Hametraka hevitra

Midira aloha