You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika ny hira [ Taom-baovaon'ny tafasaraka ]

Momba ny hira [ Taom-baovaon'ny tafasaraka ] | Hametraka hevitra

4. Nampiditra : hery
14/07/2021 17:38:07

Ok misaotra anao. Novaiko izany ny lohatenin'ilay efa ato:
https://tononkira.serasera.org/hira/fanjandranomasina/taombaovaonny-tafasaraka

3. Nampiditra : harymbola
14/07/2021 08:03:30

https://www.youtube.com/watch?v=889SzvtAFWE

io ny lien manamarina ireo voalazako ireo

2. Nampiditra : harymbola
14/07/2021 08:01:08

Io taombaovaon'ny tafasaraka io mihitsy no lohatenin'io hira io. Raha jerena ny disque dia io no misoratra eo, ireo izay nanao cover aty aoriana koa dia io no lohateny noraisiny, rehefa jerena ny you tube dia manamarina izany koa. Noho izany aleo io ihany no lohateniny fa io no izy.
Misaotra indrindra amin'ny fiarahamiasa

1. Nampiditra : hery
13/07/2021 17:18:00

Efa misy ao ity fa nofafaiko koa

Hametraka hevitra

Midira aloha