You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika ny hira [ Vakisaova ]

Momba ny hira [ Vakisaova ] | Hametraka hevitra

2. Nampiditra : tolotra ravoahangy
22/04/2021 12:44:51

https://www.youtube.com/watch?v=kj9MeFMFft4

ity ilay hira ao @ youtube

1. Nampiditra : tolotra ravoahangy
22/04/2021 12:31:27

ity hira ity dia tsy ao anatin'ny listry ny hiran'ny Mahaleo, ny lohan-teny dia "vakisaova" fa misy iany koa manao azy hoe "tsiritsiry". mankasitraka @ ilay apk fa tena milay satry rehefa nijery aho dia toa isika gasy irery no nahavita ny hiran-tsika otran'io. MANKASITRAKA!

Hametraka hevitra

Midira aloha