Hevitra mikasika ny hira [ Number One ]
Momba ny hira [ Number One ] | Hametraka hevitra
3.
Nampiditra : Ajnal
12/02/2021 17:44:51

12/02/2021 17:44:51
Fa tsara aloha lay izy na izany ary e! Fa sarotra arahina an.
2.
Nampiditra : ikalamako
14/06/2020 09:38:10

14/06/2020 09:38:10
ka zay mihitsy, nanoratana mihitsy lery tamin'izany hoe tena mba omeo ny tonony fa tiako loatra ilay izy, ary tena tiako ho azo izay lazainao ao.
1.
Nampiditra : hery
14/06/2020 09:24:19

14/06/2020 09:24:19
Fa ny tonon'itony kosa tsy oh azo mihitsy raha tsy ny mpamorona azy no manome an
Manaraka tsy mijery tononkira aho fa e e e