You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika ny hira [ Hifonako ]

Momba ny hira [ Hifonako ] | Hametraka hevitra

5. Nampiditra : Jeyel
13/05/2020 12:22:05

ilay mihira an'ilay hoe :

Tiako ianao ka tiako, ianao no fifaliako
ianao no nofidiako, atria ianao no tiako
eto ary isika izao, efa mahalala,
fa ny ato am-poko sy ao am-ponao,
dia tena fitia sahala

4. Nampiditra : hery
08/05/2020 06:56:58

Sa ve ilay Nirina sy Liva mihira ny Fikasana iny ihany?

3. Nampiditra : hery
08/05/2020 06:56:13

Mba lazalazao hoe ny mikasika an'i Nirina & Liva

2. Nampiditra : Jeyel
05/05/2020 08:41:46

Salama tompoko,

Nirina & Liva no mpihira azy.

1. Nampiditra : hery
04/05/2020 14:55:11

Iza no mpihira an'ity azafady?

Hametraka hevitra

Midira aloha