You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika ny hira [ Mibaliaka indray ]

Momba ny hira [ Mibaliaka indray ] | Hametraka hevitra

1. Nampiditra : R.E.F
10/09/2019 21:00:10

misaotra an'Andriamanitra afaka manely ny tononkira satria talenta avy aminy izany! ary fifaliana ho ahy na dia olona iray ihany aza mibebaka na mahery noho izao Asa izao.misaotra ny mpandridra, ary mangataka amin'ny Tompo aho mba hiroborobo ny hira fitoriana ny Filazantsaran'i Jeso Kristy.
Mankasitraka indrindra.
ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra

Hametraka hevitra

Midira aloha