You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika ny hira [ Mino aho ]

Momba ny hira [ Mino aho ] | Hametraka hevitra

3. Nampiditra : ikalamako
07/08/2018 15:52:14

Tsy misy fisaorana @eliopatrick o ! zay metimety hatrany no ezahantsika

2. Nampiditra : eliopatrick
07/08/2018 14:41:05

mankasitraka indrindra tompoko t@ toro hevitra.

1. Nampiditra : ikalamako
06/08/2018 14:57:47

@eliopatrick : raha tsy mahadiso ange mba amboary ho zanatsoratra rehefa mampiditra hira fa manahirana maso ilay izy toa izao. Ary indirndra ho sahirana ianareo rehefa hihira ka renitsoratra be toa io ny tononkira arahana.
Mankasitraka

Hametraka hevitra

Midira aloha