Ny eo Anilanao (VLM Ampitankely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv1: Ny eo Anilanao eee Jesosy
Ny eo Anilanao eee Jesosy
Ny eo Akaikinao eee Jesosy
Ny eo Akaikinao eee Jesosy
Tsara tokoa

Fiv1: Ny eo Anilanao eee Jesosy
Ny eo Anilanao eee Jesosy
Ny eo Akaikinao eee Jesosy
Ny eo Akaikinao eee Jesosy
Tsara tokoa

1.N'inon'ino manahiran' (ahy tsy ahoako)
Na maro ny olana atrehi (ko tsy kivy aho)
N'inon'ino manahiran' (ahy tsy ahoako)
Na maro ny olana atrehi (ko tsy kivy aho)
Manana Anao

Fiv2. Fa matoky Anao zaho Jesosy
Tsy mial'Aminao zaho Jesosy
Fa tsara Ianao

1.N'inon'ino manahiran' (ahy tsy ahoako)
Na maro ny olana atrehi (ko tsy kivy aho)
N'inon'ino manahiran' (ahy tsy ahoako)
Na maro ny olana atrehi (ko tsy kivy aho)
Manana Anao

Fiv2. Fa matoky Anao zaho Jesosy
Tsy mial'Aminao zaho Jesosy
Fa tsara Ianao

Anilanao e no tiako
Akaikinao e tsara tokoa

Anilanao e no tiako
Akaikinao e tsara tokoa

Anilanao e no tiako
Akaikinao e tsara tokoa

Anilanao e no tiako
Akaikinao e tsara tokoa

Fiv1: Ny eo Anilanao eee Jesosy
Ny eo Anilanao eee Jesosy
Ny eo Akaikinao eee Jesosy
Ny eo Akaikinao eee Jesosy
Tsara tokoa

Fiv1: Ny eo Anilanao eee Jesosy
Ny eo Anilanao eee Jesosy
Ny eo Akaikinao eee Jesosy
Ny eo Akaikinao eee Jesosy
Tsara tokoa

2.Na dia misy ny manjo sy (mampahory ahy)
Ianao Jesosy tsy mandao (zaho tsy hanahy)
Na dia misy ny manjo sy (mampahory ahy)
Ianao Jesosy tsy mandao (zaho tsy hanahy)
Manana Anao

Fiv2. Fa matoky Anao zaho Jesosy
Tsy mial'Aminao zaho Jesosy
Fa tsara Ianao

2.Na dia misy ny manjo sy (mampahory ahy)
Ianao Jesosy tsy mandao (zaho tsy hanahy)
Na dia misy ny manjo sy (mampahory ahy)
Ianao Jesosy tsy mandao (zaho tsy hanahy)
Manana Anao

Fiv2. Fa matoky Anao zaho Jesosy
Tsy mial'Aminao zaho Jesosy
Fa tsara Ianao

Anilanao e no tiako
Akaikinao e tsara tokoa

Anilanao e no tiako
Akaikinao e tsara tokoa

Anilanao e no tiako
Akaikinao e tsara tokoa

Anilanao e no tiako
Akaikinao e tsara tokoa

A/C: RALAINIRINA Valitera
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : VLM Ampitankely
Vangy : 1002
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fansDiez
Daty : 25/01/2019 22:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0724