Tsy hivadika (Vivi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mahay mitia olon kafa intsony aho
Fa resy lahatra ny fitiavanao ahy anie aho
Na iza tsara tarehy tsisy atakaloko anao
Fa de matokia ,ary mifalia
Na tsy ihaona aza isika roa
Ny fiainako efa lasanao manontolo

Fa na dia andeha lavitra be
Sanatria ny anadino anao
Na hisara toerana
Izaho sy ianao efa nifanaiky
Tsy ivadika ho doria!
Tsy ivadika ho dori iiii!
Fa na dia andeha lavitra be
Sanatria ny anadino anao
Na de isara toerana
Izaho sy ianao efa nifanaiky
Tsy ivadika ho doria!tsy ivadika ho dori iiii!
Ilay fitia iii

Ny toky izay nomeko anao
Tsy miala ato andohako
Tadidiko ireny tsy adinoko ireny fa tsaroako
Satria izay ilay fitia, nifampatoky
Na tsy hihaona aza tsika roa
Hajaiko ireny teny maro izay nifanaovantsika roa

Fa na dia andeha lavitra be
Sanatria ny anadino anao
Na de isara toerana
Izaho sy ianao efa nifanaiky
Tsy hivadika ho doria!
Tsy hivadika ho doria iiii!
Fa na dia andeha lavitra be
Sanatria ny anadino anao
Na de isara toerana
Izaho sy ianao efa nifanaiky
Tsy hivadika ho doria! tsy hivadika ho doria iiii!

Tsy hivadika ho doria
Ny atsika sy ndrih
Tsy ivadika ho doria
Na ho mora na ho sarotra
Tsy hivadika ho doria
na inon kidona na inon kihantra
Tsy hivadika ho doria
Na ho mamy na mangidy
Tsy hivadika ho doria.....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vivi
Vangy : 1772
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : boyanjahnah
Daty : 25/09/2019 22:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0745