Manahirana (ventsonkira)
https://tononkira.serasera.org/hira/ventsonkira/manahirana
Mihamanairana ny fiainanaMba dinio re, mba dinio a
Miolakolaka ny lalana oh
Ahitsio re, ahitsio a..
Ref: Idirandoza ny ambany masoandro
Ny haratsiana mitombo isan'andro
Zava-doza e, zava-doza a
Ka mihevera ny toktononkira.serasera.orgony atao
Fa mila miambina isika sy ianao e
Zay ilay izy e, izay ilay izy a..
X2
Ny satro-boninahitrao havako oh
Tano mafy e, tano mafy a..
Ny tombon-dalana azonao namako oh
Be mpandrafy e, be mpandrafy a...
Ref: Idiran-doza....
X2