You are here: home > Tononkira > Tsykivy

Mbola eto aho (Tsykivy)

https://tononkira.serasera.org/hira/tsykivy/mbola-eto-aho

Vidiko ho anao rah-zay glace
tsy mila voiture ,na moto re-fa mi-deplace
fitiavantsika tena kyas
mamakivaky ny ara-be hividy mofo gas  
hoetiko mitsangatsangana
ts-maintsy tong-tsika na handady ,na hitsangana
ts-mila decapotable ,na chien-berger fa tsika no miara mi-battre
telephone portable tsy manankery ,tsika mifandray na tsisy cable
mazoto fôna ts-malaina
na hihinana ampango ,na sosoa,na var-maina
teléphone tsy ilaina
anaovana selfie f'efa voarakitra ato an-tsaina
môraly atao ambony
miatononkira.serasera.orgina @fitiavana fa tsy miaina am-vola
fiainana mirindra
n-baibol'efa milaza n-fitiavana no le-be ndrindra
enao aza manah,
fiainana tsotsotra ne-tsika, nefa ça va
aza mora kivy
fa ts'isan'andro tsika ,no milôka angivy
tsy atao maro ny ankizy
fa rah maro loatra met-iteraka krizy
tsika efa zatra mihafy
tafaradia fôna na misy orana mifafy
tsika ts-mialo-njafy
ampandrosointsika na vahiny avy andafy
dia zah ko ts-haditra
fiainako rah tsisy anao ,lasa tsis dikany
n-toetra fa ts-n-bikany
no itiavako azy
efa be n-zavabitany

Hevitra mandeha

kabuto (22/03/2020 10:28:46)

Nofoheziko mihitsy ny teny sasany fa efa tsy omby intsony ny takelaka nanoratako azy (mbola tohizako amin'ny manaraka ny refrain)

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tsykivy
Mpamaky : 126
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : kabuto
Tamin'ny : 22/03/2020 17:32:24
ID : 12630

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo