You are here: home > Tononkira > Sharucky

Tanindrazako (Sharucky)

Ref:Madagasikiara Tanindrazako ôh!
       Tany nipohiran'ny ireo razako ôh !
       Mahatsiaro tsiaro ahy ny akamako ôh!
       Mbola hiverina aho fa any iany ny mamiko ôh!
       Gasik'iara tanindrazako ôh!
       Tany nipohiran'ny ireo razako ôh !
       Mahatsiaro tsiaro ahy ny akamako ôh!
       Mbola hiverina aho fa any iany ny mamiko ôh!

Tonga ny fotoana hatsiarovako an'ny Dago ôh!
Niasa no nandaozako azy fa tsy kilalao ôh!
Tsy hanadinoanareo havako aho
Fa mba mahatsiaro ôh!
Na be dia beha ireo nahavariana
Ianareo tsy hatakalo ôh!
Ka mbola hiverina aho fa aza malahelo ôh!
Na hoela io na ho aingana ianareo aza misentTsiky dia ampyo oh!
Mmm!!! Mbola hoavy aho fa aza manadino ôh!

Ref: Madagasikiara Tanindrazako ôh !.........

Na dia lavitra no misy anay  
Indray indray koa mba mahatsiaro ôh !
Satria ny any tena tsarabe ny fiainana isan'andro ôh!
Ka aza homena tsiny izaho ry akama fa andao ôh!
Efa betsaka no nody fa izaho irery no tavela ôh!
Tsy maintsy hiverina aho fa izaho koa malahelo ôh!
Isan'andro aho miheritreritra anareo
Dia mba misento ôh....! Mmmmmm!!!!
Tsy maitsy ho tonga any aho tsy oela intsony ehhhhh!

Ref: Madagasikiara Tanindrazako ôh!

Ioh man....! Tsara gasik'iara !
Aza manadino ny tany misy anao
N'aiza n'aiza misy anao !

Ref: Madagasikiara Tanindrazako ôh !

Mpihira : Sharucky
Mpamaky : 51
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : sharuckydaniel
Tamin'ny : 18/08/2022 04:27:24
ID : 14481

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo