Mama (Sharucky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tato hoato aho Mama
Ninia tsy nihaino ireo hanatrao
Fa nanao izay tiko aho
Naditra teo imasonao
Tsy nisainiko anefa
Izay ho vokany taty aoriana
Fa lasa nananimba ahy
Nanenina aho tsiniaino anao Mama.

Ka dia misaotra betsaka ry Mama
F'enao nikendry hatrany izay hasoa
Hiverina ity zanak'adala
Mbaraiso aho Mama raha sitrakao ah.

Ref:
Mama Mama
Mba raiso aho mama
Mama Mama
Malaelo aho Mama
Mama Mama
Mifona aho Mama
Mama Mama
Zanak'ao ahaaa.

Mamy mamy mamy
Ny fitiavan 'dreny
Be fitia i Dada
Fa mbola hafa i Neny
Izy tsy hatakalo ôh!
Raha mbola eto antany
Zanahary anampy anao ôh
Ka haoka ianao tsy hitomany.

Zay vitanao hatr@zay tsy hovitan'iza n'iza
Na maro aza ireo olana ianao tsy nety kivy
Niaretanao ny fiainana na mafy na mangidy
Be fitiavana mama

Ref: Mama Mama ....

Efa niverina aho Mama!
Ka tonga aho hifona ah!!
Tsy hamerina intsony aho .
Mihaiky fa diso aho
Izay rehetra rehetra niainako
Tsisy nety havokoa hoatsaraiko ny hoaviko
F'efa ratsy ny vitako .

Zay vo tsaroako ianao niteny obieny obieny
Nananatra napiantra im'piry ianao ry Neny
Tonga saina iany ity ilay zanak'ondry very
Efa niova aho Mama ann!!!

Ref:Mama Mama .........
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Sharucky
Vangy : 530
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sharuckydaniel
Daty : 16/08/2022 05:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0726