Indraindrainay (Rija Rasolondraibe)
https://tononkira.serasera.org/hira/rija-rasolondraibe/indraindrainay
Fiderana tsy misy fetra no mendrika AzyNy fiankohofana rehetra atolory Azy
Indrahindranay Indrahindranay ny Andriamanitray
Haleloia sy ny hosana
Mendrika ho Azy ny fiderana,
Kopa-tanana e, mandihy miankavia miankavanana e,
Indrahindranay Indrahindranay ny Andriamanitray (x3)
Ô ! Ô ! Ô !
Ahofahofay hoy aho ny tanana (x2)
Ô ! Ô ! Ô !
Ny fitiavany anie fenomanana (x2)
Iza no nanamboatra (Iza?)
Iza Ilay tiako loatra (Iza?)
Iza ary no namorona? (Iza?)
Iza no natao sorona ? (Iza?)
Asandrato e Asandrato e
Asandrato amin'ny hira tsy miato e(x2)
Ô ! Ô ! Ô !
Ahofahofay hoy aho ny tanana (x2)
Ô ! Ô ! Ô !
Ny fitiavany anie fenomanana (x2)
Jesosy no ankalazaina (Iza?)
Izy ihany no hiraina (Iza?)
Izy no hivantanana (Iza?)
Izy no hany lalana e (Iza?)
AsaTsiky dia ampyndrato e Asandrato e
Asandrato amin'ny hira tsy miato e(x2)
Ô ! Ô ! Ô !
Ahofahofay hoy aho ny tanana (x2)
Ô ! Ô ! Ô !
Ny fitiavany anie fenomanana (x2)
Izy tsy maintsy mitombo (Eoah)
Tsy maintsy mitombo (Eoah)
Izaho tsy maintsy mihena (Eoah)
Tsy maintsy mihena (Eoah)
Manana aina isan-karazany
Milaza ny fahalehibiazany
Renareo ho aho ny lazany (x2)
Eo ary tsika (x3)
Ho an'Andriamanitra
Miara-mikiaka e! (x2)
Ô ! Ô ! Ô !
Ahofahofay hoy aho ny tanana (x2)
Ô ! Ô ! Ô !
Ny fitiavany anie fenomanana (x2)
Fiderana tsy misy fetra no mendrika Azy
Ny fiankohofana rehetra atolory Azy
Indrahindranay Indrahindranay ny Andriamanitray
Haleloia sy ny hosana
Mendrika ho Azy ny fiderana,
Kopa-tanana e, mandihy miankavia miankavanana e,
Indrahindranay Indrahindranay ny Andriamanitray x3