Rav'toto (Rav'toto)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy toerana mahavariana
Nandalo tao oa ny hendry sy ny adala
Fitambaranay dia mira fifaliana
Rav'toto zahay zay mbola tsy mahalala

Aza gaga fa efa tonga ndray zahay
Rav'toto oa tsy ho lany tsiky mitsy e ?
Hikikiaka zahay mandoro zahay mamay
Alefaso oa lay tabatabantsika hoe
Ôôôô tonga indray zahay
Ôôôô telo ambin'ny folo fa iray

Fihavanana tsy ho ravan'ny taona
Ny fiarahanay tsy ho lany ritra mitsy e
Fifaliana, fahoriana dia eo foana
Raha ny aty aloha dia tsisy disadisa e

Aza gaga fa efa tonga ndray zahay
Rav'toto oa tsy ho lany tsiky mitsy e ?
Hikikiaka zahay mandoro zahay mamay
Alefaso oa lay tabatabantsika hoe
Ôôôô tonga indray zahay
Ôôôô telo ambin'ny folo fa iray

--- Rav'toto
Tsy loka fa lay toerana iray
Nampiray sy nampiorina ny finamananay
Raha 8 t@ zany zao efa 13
Samy manana ny toetrany miavaka daholo
Confinement t@ zay mbola tadidiko tsara
T@ zay ndrindra mantsy no niatombohan'ny tantara
Eco G mboss zay le groupe messenger
Mbola matotra daoly, mbola tsisy niwera2
Avy eo nande ny andro, volana sy taona
Niara ni galere de nahazo diploma
Diploma nanamafy anle solidarité
Nanosika anay hanao pro bdb
Dia niaraka teny, niara mamindra
Nifanohana hatrany mba samy ho tafita
Merci lessy ra Jim t@ le selection
Mety hoe par hasard fa nety au fil du temps
De tao ambadik lery kay nisy niara nisalaha
Ra Tojo, ra Palma big up be ralah
Fitiavana, Nirina, Dina, Ezra, Zo
Zay no nandrafitra anle 8 voaloha
Dia nitombo isa hatrany fa tsy nijanona teo lessy
Nanatevin-daharana Omégq sy Mandresy
Solotenan'ny olona fohy sy ny olona lava
Nampanjaka ny Lethargie sy box vava
Dia indro nisy kintana hanazava ny tontolo
Tafiditra i Jen de lasa 11
Tsy vitan'izay fa feno 12 ndray
Major Antsa Malala lay fierté anay
2022 niampy ray ny mpanalazy
Dictionnaire ny azy tsy mba misy repechage
Rabevonona Mendrika zay no anaranle tary
Na ory na faly Soldat tsy mba manary
De zay le tantara de reo zay reo,
Taloha tsy nifankahalala, zao tsy mifankaleo
Tabatabao le tononkira hoe tonga ndray zahay
Rav'toto)2 13 f'iray

Aza gaga fa efa tonga ndray zahay
Rav'toto oa tsy ho lany tsiky mitsy e ?
Hikikiaka zahay mandoro zahay mamay
Alefaso oa lay tabatabantsika hoe
Ôôôô tonga indray zahay
Ôôôô telo ambin'ny folo fa iray
Ôôôô tonga indray zahay
Ôôôô ndeha ihira hoe: "hay hay hay..."

A/C: Rav'toto ?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rav'toto
Vangy : 504
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Fitiavana_Rbrl
Daty : 13/12/2022 18:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.075