You are here: home > Tononkira > RAMORA FAVORI

Touche dia miala (RAMORA FAVORI)

tony no diastara
tony no marika tsara
zay kely mahita ahy tara
vidina tany @ ville
valera na 200 mille
tsy hoe akory hirairaina
fa tsy zakan'ny tsy ampy fokaina
tony no dibardera
raha atambatra ireo valera
jereo @ encoulera
misy an'ny le cevalé
rah mitambatra ireo paké
cevalé volamena
aleo azavaiko @ tena
tena tany mazanga
20 mikaraha
azavaiko @ akama
tô ra grama
ra misy manao be saitononkira.serasera.orgna
io azo lanjaina
rehefa tsy matoky tena
io azo testena

maika ho aiza ndria
avy atia
tsy hanatona anah
maika hamonjy lehilah
takoreno oa ry kala
touche dia miala
zay no fomba fiady
rah manambady
vao mahita ry tena
tsy hidrible ela
vao mahita aissé
dia avelao izy handé
tandremo sao variana
fa ny vady tsy hariana
tena marina izany
vady amanjanaka ihany

ratsy saina io ry tia (2x)
manapoaka dia lasa mitsoaka(2x)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : RAMORA FAVORI
Mpamaky : 1451
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Shcwarzeneric
Tamin'ny : 04/05/2016 20:57:32
ID : 8496

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo