Fiarovana ho ahy (Ny Antso Fanorenana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N'aiza misy ahy tompo oh
N'inona izay mitranga ety
Tsy anahy tsy anatahotra aho
Fa izao mahafantatra

Fiv : Fa ianao ti ahy tompo oh
tsy amela ahy hiady irery
vatolampy tsy mikoro
sy fiarovana ho ahy ianao

Ny fianinako tompo oh
Dia ankiniko aminao
Ka na be ireo fahavalo
Dia ianao no hiady ho ahy

Fiv : Fa ianao ti ahy tompo oh
tsy amela ahy hiady irery
vatolampy tsy mikoro
sy fiarovana ho ahy ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Antso Fanorenana
Vangy : 806
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : art%27phal
Daty : 26/11/2018 09:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0737