You are here: home > Tononkira > Ny Antso Fanorenana

Asandratray Ianao (Ny Antso Fanorenana)

Asandratray ianao
Sy ilay anaranao
Izay tsara tsy mifindra
Voninahitra avoir indrindra
Ka anandratra anao zay zanakao

Réf:  Ka iza no tsy hidera anao ry kristy
         Ka ny firenena hiankohoka aminao
         Fa ianao iany ny noho masina ary koa
         Manjaka ao ampoko ianao ry jesoa

Asandratray ianao
Ka hobio sy derao
Ka velomy re ny hoby
F'izy efTsiky dia ampya ao antranon'omby
Tonga olona izy izao mba ho anao

Réf:  Ka iza no tsy hidera anao ry kristy
         Ka ny firenena hiankohoka aminao
         Fa ianao iany ny noho masina ary koa
         Manjaka ao ampoko ianao ry jesoa

Asandratray ianao
Ka hobio sy derao
Ka velomy re ny hoby
F'izy efa ao antranon'omby
f'efa teraka ho anao
ka hobio sy derao
tonga olona izy izao
noho ny otanao

Mpihira : Ny Antso Fanorenana
Mpamaky : 604
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : art%27phal
Tamin'ny : 24/11/2018 09:59:58
ID : 11157

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo