Hevitra momba ny Izaho mitia
Hiverina amin'ny Izaho mitia Hampiditra hevitra
hery (
28/01/2024 19:21)
Ny hira mivoaka eto amin'ny tononkira tena sombiny 1 minitra ihany ka. Fa raha te hihaino feno ianao dia tsindrio ilay hoe Alaharo ao amin'ny Radiovazogasy.
Fetraniaina0129 (
27/01/2024 21:36)
Azafady indrindra tompoko , mba afaka hiverenana uploadenareo ve ilay hira azafady fa tapaka eo amin'ny Ray minitra azafady indrindra