TSY LOZA FA FIADANANA (New Life in Christ Gospel (NLC))

https://tononkira.serasera.org/hira/new-life-in-christ-gospel-nlc/tsy-loza-fa-fiadanana-1

Toy ny andro ratsy
tsy hitahita dia misava
toy ny alina mikitroka
mihova ho maraina
toy ny olana efa nisy
hatrizay...
mivaha foana
nahoana ianao no misalasala

Mety hiteny ianao hoe ampy izay
f'efa trotrak ny fo
fa fizahan-toetra mahamay mampiTsiky dia ampyorina finoana
aza ataonao mahagaga loatra izany
f'efa izay ny fitondrana
tsy loza fa fiadanana

ref : aza matahotra ianao
tsy maintsy milamin'io
na tsy hefan'ny herinao aza
na tsy ho vitanao
aza matahotra hoy Aho
tsarovy izay efa nataoko taminao
milamin'io fa aza manahy

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : New Life in Christ Gospel (NLC)
Mpamaky : 238
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Malala_soa
Tamin'ny : 02/08/2018 14:34:24
ID : 10824

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo