Tsapanao ( -- Mbola tsy fantatra --)

https://tononkira.serasera.org/hira/mbola-tsy-fantatra/tsapanao-1

Raha vao miserana anie aho
indray takariva e
mahatsiaro sahirana aho
malahelo foana

Raha vao milentika anie
ilay masoandro
Toa manirery aho
Fa tsy anilanao

Ref:Tsapanao ny ao am-poko ao
        tsapanao fa tia anao
        fanantenako ho anatononkira.serasera.orgo ry ray
        anolotra azy an-tratrako indray
        zay ry lala o,zay ry tiana e
        ny faniriako ho anilanao


Raha vao mijery
ilay sarinao e
manembona hatrany
lasa vinany

Raha vao mahatsiaro
ny fiarahantsika e
tsy tantiko intsony
te hahita anao aho

Ref:(3)

Hevitra mandeha

tsirifara (17/12/2019 09:55:16)

Iza marina ny mihira an'io hira azafady?? Efa ela no nitadiavako an'io fa tsy hitako mihitsy hatramin'izao.

mich_07 (19/05/2019 22:26:16)

Iza le mpihira azafafy?

depaulrazanakoto2018 (07/11/2018 20:23:06)

fa ahn nu mbl ts fatatr le pihir ry naman??

tsifamamy (09/08/2016 20:52:02)

atolotra ho an'ilay malalako izay.any fandriana any izy no mipetraka.mankafiza o!!

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Mpamaky : 2773
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : tsifamamy
Tamin'ny : 09/08/2016 21:44:21
ID : 8760

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo