Asandratro ( -- Mbola tsy fantatra --)

1.Asandratro ny hira ho Anao Jehovah Ray
Asandratro ny dera ho Anao mandrakizay
Fa be fiantra Hianao, ny zanakao nafoinao
Ho fanavotana anay

Fiv: Amin’izao Noely fety mamy izao
No ahatsiarovanay ilay fitiavanao
Lay teny tonga nofo ka nidina tety
Jesosy no anarany

2.tononkira.serasera.orgAsandratro ny hira ho Anao ry Lay Mesia
Asandratro ny dera ho Anao doria doria
Fa be fitia Hianao, ny ainao no nafoinao
Ho famonjena anay mpania

Fiv: Amin’izao Noely fety mamy izao
No ahatsiarovanay ilay fitiavanao
Lay teny tonga nofo ka nidina tety
Jesosy no anarany

A/C: RALAINIRINA Valitera

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Mpamaky : 1090
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : fansDiez
Tamin'ny : 20/12/2018 19:10:00
ID : 11222

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo