Amboary ny ho avinao ( -- Mbola tsy fantatra --)
https://tononkira.serasera.org/hira/mbola-tsy-fantatra/amboary-ny-ho-avinao-1
Raha ho avy ny Tompo izao anio izaoManan-kambara ve ianao?
Raha sanatria izy ka milaza hoe :
Tsy fantatro ianao , miala amiko ry mpanao meloka
Azo antoka ve ny finoanao?
Feno tsara ve ny solikao
Tandremo ianao sao virijiny
Dimy adala fa tsy hendry.
RTsiky dia ampyefrain:
Amboary, amboary ny ho avinao
Mibebaha an-dranomaso raha azo atao
Antsoy Jesosy ho tompon'ny fiainanao
Antsoy Jesosy ho mpanjakan'ny fonao
Raha ho avy ny Tompo izao anio izao
Manan-kalahatra ve ianao?
Raha tsy manao ilay lamba mariage
Atsipin'ireo anjely any an'afobe.