You are here: home > Tononkira > Jon Mos

TSY MISY HAFA TSY IANAO (Jon Mos)

https://tononkira.serasera.org/hira/jon-mos/tsy-misy-hafa-tsy-ianao

Miverina ato an-tsaiko ka mameno ny fiainako
Reo fahatsiarovana anao rehetra taloha
Ilay voninkazo ho roa izay nandravaka ny andrompiainako
Toa manembona ahy fôna ato am-poko
Dia lasa ianao Ka nandao ahy izao
Ka izaho irery no navelanao
Hanohy ty fiainana

Ref:
Iriako eny hitoetra eto indray
Ilay fitiavantsiaka natao hoTsiky dia ampy iray
Fitiavako nomeko anao
Manantena aho fa indray andro any
Hisolo hafaliana ilay tomany

Fa toy ny masoandroko ianao
Nanazava ny androm-piainako ny toloko sy alahelo ny fo
Tsaroako koa ireo lasa sy ireo dinam-pitia Nataontsika eny ho doria
Malahelo anao aho izao
Mahatsiaro lavitra anao
Veloma mandrakizay...
yeah ee yeah

Ref..

JON MOS

©2016

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Jon Mos
Mpamaky : 61
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : inarose07
Tamin'ny : 09/08/2020 11:00:40
ID : 12978

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo