Sipa voadona (Zozo sy Dorlys)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tahotra tsy henatra de sahinao marô ny nandalo tagnatrehako
Niaraka nisakelika ilay olon’igny marô
Zay vao fantatro eh fandrika ny no nampisalaranao* agnahy e!
Hiondrika aho fa lavo taminao

Ô!Ô! ino loatra ny ratsy nataoko marô! ô!ô!
No de nahavitanao ny raha hankarary zah
Nagnino marô tsy nozakanao ny handeha zaho angah e
Laha ohatra ka misy olon-kafa tianao

Tsy anignenako arô tsy itomagniako na hisarahanao aminahy e
Raha tsy lahatra ny hiraisantsaina marô!
Tsy anjarako arô ny hiaradia mandramaty aminao e!
Hionona aho satria tsy anjaranao

Ô!Ô! ino loatra ny ratsy nataoko marô! ô!ô!
No de nahavitanao ny raha hankarary zah
Nagnino marô tsy nozakanao ny handeha zaho angah e
Laha ohatra ka misy olon-kafa tianao

* Nampisalaranao = Avy amin'ny teny hoe Mampisalatra izay midika hoe Mamilafila.
--------
Rohy:
Hevitra
kolo ( 26/11/2015 12:06)
Tsy hiran'i JEAN KELY sy BASTH (Toamasina) izany " SIPA VOADONA " fa an'i ZOZO sy DORLYS (MANANJARY). Dia mba ahitsio kely iry ambony iry.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Zozo sy Dorlys
Vangy : 9857
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : cmbolatiana
Daty : 24/08/2006 15:19
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0118