Hiverina indray (Laurin)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatr'izay ry Ray,
Ianao mitsinjo,miaro ny Zanakao
Tsy narianao t@ ota vitanay izahay
Fa nanarinao hiverin'ambalanao

*Ny fahotana vitan'ireo razanay
Tsy narahinay,tsy nahasoa anay
Ny adalana ho arianay f'efa fay,tena fay
Ka aleonay manaradia an'i Ray

Ny rà nalatsak'i JESOSY be fitia
No nahavoavela ny fahotako sy ny anao
Paradisa tena soa no miandry anao any ho any
Ka dieny izao dia tapaho ny hevitrao

Ref:
Hatr'izay ry Ray mpahary anay
Ianao mitsinjo,miharo ny zanakao
Tsy narianao t@ ota vitanay
Fa nanarinao hiverina ambalanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Laurin
Vangy : 1303
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : laurinyan1
Daty : 07/04/2017 13:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4151