Tafahaona soa (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Arahaba no voalohan-teny atolotray
Fifaliana soa no hihaonantsika eto indray
Tonga ny maraina, maraina vaovao
Masoandro mibaliaka miposak'ho antsika
Koa ndeh hasehoy ny firaisanam-panahy

REF:
Misaotranao zahay Ry Andriamanitray
faly tafahaon'izao ny vahoakanao
mideranao zahay Ry Andriamanitray
ka hatreho izao fotoana izao
ho voninahitrao

Aza avela anjaka ny satana sy devoly
loza ho antsika ireo ra miditra an-tempoly
homano avokoa ny saina sy ny fo
indrindra ny fanahy hiatrika ny Ray
de ho lavorary izaao anio izao

REF:
Misaotranao zahay.....

T/F: Fenosoa RAVELOSON

**************FMZ***************
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Vangy : 676
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 05/07/2019 02:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0741