Sainonao izao (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sainonao izao ny fitiavany anao
Sainonao izao ny fahamoram-pony
Tahaka ny hahavon'ny lanitra
Ny haben'ny famindram-pony aminao
Hevero sy mba sainonao izao

***************FMZ***************
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Vangy : 603
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 05/07/2019 02:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0727