Jesôsy Maminay (Feo Mahafalin'i Ziona (FMZ))

Ankazaina sy ho deraina
Ankazaina sy ho deraina Ianao Jesôsy
He dibok'hafalina ravo izahay
satria navaozinao indray ny fanahy

Ankazaina sy ho deraina
Ankazaina sy ho deraina Ianao Jesôsy
koa raiso ny haja atoltray ho Anao izao
Fa mendrika dia mendrika

REF:
Jesôsy, Jesôsy Maminay Ianao
tsy atakalo, tsy atakalo anTsiky dia ampy'iza an'iza
Jesôsinay anio, Jesôsinay Rampitso
Jesôsinay mandrakizay


Ankazaina sy ho deraina
Ankazaina sy ho deraina Ianao Jesôsy
He dibok'hafalina ravo izahay
handeh hitory ny Famonjenao

Ankazaina sy ho deraina
Ankazaina sy ho deraina Ianao Jesôsy
koa naiza naiza misy anay dia eo Ianao
Mitaridalana anay

REF...

T/F: Fenosoa Raveloson

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Feo Mahafalin'i Ziona (FMZ)
Mpamaky : 83
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : mamybernard
Tamin'ny : 16/07/2019 12:11:04
ID : 11900

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo