BANJINONAO (Feo Mahafalin'i Ziona (FMZ))

(solo)
Tô ketrak'ianao, tsy mahita vahaolana.
Mitodia ary amin'Ilay Tompon'ny fanafahana
Matokia Ilay Andriamanitra ô
Ilay omaly sy ho mandrakizay
Manandràttononkira.serasera.orga feo ny tontolo
Fa nalefany ny Zanany

REF(choeur):
Izay miantso Azy de havotany
Ndeh sika hidera; Banjinonao (Ny Tomponao)
Ny masonao, ny feonao, ny fonao ko,
hifaly fa tian'I Jeso!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Feo Mahafalin'i Ziona (FMZ)
Mpamaky : 24
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mamybernard
Tamin'ny : 13/08/2019 17:29:17
ID : 11973

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo