O.F.A (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto izahay eTanoranao ray ô
Mivondrona hoiray e
Mikambana hoiray e
Favonon-kihira
Hira fiderana
Hoanao izahay mandrakizay
Mba tantanonao ry Ray ô
Ity fikambananay ity
Orimbaton’ny fanantenana
Hahafahanay hidera anao
Amin-kira mandrakizay
Indreto izahay e
Tanoranao ray ô
Mivondrona hoiray e
Mikambana hoiray e
Favonon-kihira
Hira fiderana
Hoanao izahay mandrakizay
Mba ampianaro izahay Jesoa ô
Mba hahaizanay hifamela
Holavitra anay ny fankahalana
Fa hanjaka aminay hatrany
Firaisan-kina, fifankatiavana
Mba tantanonao ry Ray ô
Ity fikambananay ity
Orimbaton’ny fanantenana
Hahafahanay hidera anao
Amin-kira mandrakizay
A/C : EPALA Lovasoa Huberto Fortunat
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaVangy : 450
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hubertoepala
Daty : 27/11/2019 23:00