Antson'I Ray (Antson'I Ray)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa mba nosaininao ve?
Hoe :"aiza no hiafaranao raha izao no tonga ny farany e"?
Ala nenina ihany izao antso, mba hiverenanao
Efa ela no niandry anao ny Ray

Ref: (efa nandondona ela tao am-ponao izy) ×4

Ianao dia zanany
Avia re modia
Ataovy izy ho Tompo sy mpamonjy anao
......anao.....



(Vohay fa tsy anenenanao
Azo antoka jiaby ny hoavinao
Dia mahareta hatramin'ny farany eee) ×5


A/C: Rafidimanantsoa Jean Etien
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antson'I Ray
Vangy : 351
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Metaly215
Daty : 10/01/2023 05:02
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.012