HAMAFY FITIAVANA (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

https://tononkira.serasera.org/hira/antokom-pihira-vetsoni-siona/hamafy-fitiavana-2

REF: 'Ndeha isika hamafy fitiavana
        Mba hijinja fitiavana,
       'Ndeha isika hizara fitiavana,
        Fitia tsy mba ritra,
        'Ndeha isika hizara hasambarana,
        Mba hijinja hasambarana,
        'Ndeha istononkira.serasera.orgika hizara hasambarana,
        Hasambarana soa.

1. Ny fanahy nomena antsika,
Nampifankatia antsika,
'Ndeha hizara fitiavana,
Fitia tsy mba ritra

2. Ilay Zanaka tonga nofo,
Nampihavana antsika indray,
'Ndeha hizara fitiavana,
Fitia tsy mba ritra

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i Siona
Mpamaky : 191
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : t-rex15
Tamin'ny : 26/06/2019 13:47:21
ID : 11848

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo