ANDRIAMANITRA O TAHIO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

https://tononkira.serasera.org/hira/antokom-pihira-feo-mamy-fjkm-ankadindramamy-fahazavana/andriamanitra-o-tahio-2

Andriamanitra o tahio
Izahay mpanomponao
Ka mba arovy sy ampio
Hanara-dia Anao

Izahay izao dia ho vonona ho miaramila anao
Ry Tompo o, mino izahay
Fa Ianao no aronay

Ka mba ampio ( ireto mpanomponao)
Sy henoy (ny vavaka ataonay)
Ka ny hosana, fiderana no atolottononkira.serasera.orgray ho Anao

Andriamanitra o vimbino
Ny fiangonanao
Fa fifaliana lehibe
No atolotray ho Anao

Ny fanahinay sy ny fonay
Samy ravoravo koa
Ry Tompo o, matoky izahay
Fa Ianao no aronay

Ka mba ampio ( ireto mpanomponao)
Sy henoy (ny vavaka ataonay)
Ka ny hosana, fiderana no atolotray ho Anao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA
Mpamaky : 456
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Zeea
Tamin'ny : 30/07/2018 05:42:40
ID : 10802

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo