Tokantrano soa (Groupe Jacqueline)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no nandahatra ny fiainanay ety
Ianao no nampiray ny fo hifankatia
Tanteraka izy anio noho ny fahasoavanao
Sambatra ny olona izay miankina @nao

Ho tokantrano soa anjakan'ny vavaka
Ho tokantrano soa
Fa fitia no ravaka
Tsofy rano re ry Ray
Mba iray mandrakizay
Hiaradia ho doria ny hiova sanatria

Omeo fara sy dimby mba ho vimbininy
Ny teny atolotrao mba ho fihininy
Genesisy 9_1
izay no mampitombo anay
Miombo_po izy roa
N'inona(2) hanjo

Ref:

Eny mbola lavitra ny lalana aleha
Raha tojo ny sarotra ry Ray o mamonje!
Arovy izy ireo
Ireo loza mba fefeo
Henitsoa izy ireo
tonga lafatra tokoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe Jacqueline
Vangy : 5131
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tatchy
Daty : 03/05/2014 11:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0728