Hirahiranao (AmbondronA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirahiranao

Renao avy ao anaty vé!?
Indraindray misy hira iray mandeha,
Toy ireny avy any an-dohanao
Na tsy hay f'efa avy ao am-po ao

Bridge:
Ka raha sahirana ianao ,
Na sarotra ny atao
Venteso toy izao, 'lay hirahiranao

Ref:
Hadinoy vetivety izay nataonao tsy nety
Fa mikipy no mitsiky
Ka hirahiranao andramo, hirahirao mafy hatrany
Na fotoana fohy aza ,ataovy ihany!

Amin'ny sisa, mamoha indray izay tsy vita
Izay mbola mety ho adidy ,ary olana vaovao
Amin'izay saina vaovao sy madio
No hatrehiny indray aniiii
Ho maivana ianao

Bridge:
Ka raha sahirana ianao,
Na sarotra ny atao
Venteso toy izao 'lay hirahiranao

Ref : x2
Hadinoy vetivety, izay nataonao tsy nety
Fa mikipy no mitsiky
Ka hirahiranao andramo, hirahirao mafy hatrany
Na fotoana fohy aza ataovy ihany

AmbondronA
Nampiditra // Ny Arinala Ranto
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AmbondronA
Vangy : 1803
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tsirifara
Daty : 15/10/2019 18:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.074