Maso (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

https://tononkira.serasera.org/hira/amboaram-peonny-fahazavana-a.p.f/maso

NY MASO NO FANDRIKA
ATAON NY SATANA
ANJONOANA
ZAY MILAZA FA MIJORO TSARA AOKA HITANDRINA
FANDRAO HIANJERA ANY AMPARA

1.Ny maso ataony mitsiriritra
fijery ataony mialona
ireo lamaody avy any ampita
mahavariana nefa misy tsy maontina

2.Maro reo sary mamoafady
jerena fa tsy mahamenatra
ao koa reo boky tsisy azafady
tsy maintsy jerena ka nofinofisina

3.Ny maso dia Tsiky dia ampyfakampanahy
ataony mitoditodika
rehefa mahita vola
dia atao sorona ny fihavanana

4.Nefa ny mason ilay Jesoa
dia tsy resin ilay satana
mahita ny miafina ao am-po
mason ny finoana
Fahazavana...

lioka 11:34-35 "NY MASONAO NO JIRON NY TENA,koa raha tsara ny masonao dia mazava ny tenanao rht fa raha ratsy izy dia maizina koa ny tenanao.KOA TANDREMO FANDRAO MAIZINA NY MAZAVA IZAY AO ANATINAO."

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Mpamaky : 474
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : miorarobson
Tamin'ny : 18/03/2015 13:48:25
ID : 7300

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo